Hijery ny anatiny

Teknolojia

Mety ho be dia be lavitra noho ny eritreretinao ny fotoana laninao ampiasana telefaonina na fitaovana elektronika hafa. Ahoana no hifehezanao ny fampiasanao teknolojia?

Fitaovana Elektronika

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Lalao Video?

Misy vokany tsara izy ireny, nefa koa misy vokany ratsy. Inona avy izany?

Ny Lalao Video

Ataovy ity fampiasana ity fa hanampy anao hahita raha tsara na ratsy ny lalao video ataonao.

Lalao Video: Mandresy Ianao sa Resy?

Mety hahafinaritra ny lalao video, nefa misy maha ratsy azy koa. Inona àry no azonao atao mba tsy ho resin’ny lalao video ianao?

Andevozin’ny Fitaovana Elektronika ve Ianao?

Na be mpampiasa aza ny fitaovana elektronika, dia tsy voatery handevoziny ianao. Ahoana no ahalalana hoe efa andevozin’ilay izy ianao? Ary inona no azonao atao?

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?

Mety hahatonga anao ho very namana sy ho ratsy laza ny SMS. Nahoana?

Hajao ny Hafa Rehefa Mampiasa Telefaonina

Tsy manaja ve raha ajanona ny resaka mba hijerena SMS? Sa raha tsy jerena mihitsy ny SMS alefan’olona satria variana miresaka, dia izay no tena tsy manaja?

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Finday

Ny finday no tena ampiasain’ny tanora maro mba hifandraisana amin’ny hafa. Inona no mahatsara sy maharatsy ny finday?

Tambazotran-tserasera

Mbà Fetsifetsy Amin’ny Internet!

Mahafinaritra ny mifanerasera amin’ny namana ao amin’ny Internet, nefa na izany aza tandremo sao midi-kizo!

Tena Ratsy ve Ilay hoe Be Mpitia ao Amin’ny Internet?

Misy olona mahavita manao zavatra mety hahafaty azy mihitsy mba ho be mpitia sy ho be mpanaraka ao amin’ny tambazotran-tserasera. Tena ilaina ve anefa izany?

Ahoana Raha Tsy Avelan’i Dada sy Neny Mampiasa Tambazotran-tserasera Aho?

Hoatran’ny mampiasa tambazotran-tserasera daholo ny olona. Marina ve izany? Ahoana raha tsy avelan’ny ray aman-dreninao mampiasa ianao?

Misy Vokany eo Amiko ve ny Fampiasana Tambazotran-tserasera?

Mahatamana be ny tambazotran-tserasera. Misy soso-kevitra vitsivitsy hanampy anao hifehy an’izany ato.

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Fandefasana Sary ao Amin’ny Internet?

Ahafahanao mifandray amin’ny namana sy havana ny mandefa sary ao amin’ny Internet, nefa mety hahitanao loza koa.

Ahoana Raha Misy Olona Ratsy Fanahy Amiko ao Amin’ny Internet?

Inona no tokony ho fantatrao, ary inona no azonao atao?

Misy Ratsy Fanahy Aminao ve ao Amin’ny Internet?

Misy olona manaratsy na mampitahotra ve ianao ao amin’ny Internet? Misy safidy maromaro azonao atao ato, ka diniho izay mety hahatsara na haharatsy azy.

Loza Tsy Miharihary

Mety ve Ilay hoe Manao Zavatra Be dia Be Indray Miaraka?

Vitantsika ve ilay hoe manao zavatra be dia be indray miaraka sady mifantoka tsara amin’izy rehetra?

Inona no Hanampy Ahy Hifantoka Tsara?

Rehefa inona avy no mety hahatonga anao tsy hifantoka ny fitaovana elektronika? Inona anefa no hanampy anao hifantoka tsara?

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Aza tonga dia mino an’izay vaovao henonao na novakinao. Jereo ato ny fomba hamantarana hoe marina ve ny fanazavana henonao.

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Hafatra Vetaveta?

Misy mampirisika anao handefa ny sarinao miboridana amin’ny alalan’ny telefaonina ve? Tsy mampaninona ve ny manao an’izany?