Hijery ny anatiny

Faritanin’ny Palestinianina

 

Vavolombelon’i Jehovah any Amin’ny Faritanin’ny Palestinianina

  • Vavolombelon’i Jehovah—78

  • Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah—2

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy—213

  • Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina—1 isaky ny 72 237

  • Mponina—5 490 000

2016-09-23

FARITANIN’NY PALESTINIANINA

Tsy Manana Taratasy Ara-dalàna ny Vavolombelon’i Jehovah any Amin’ny Faritanin’ny Palestinianina

Avakavahana ny Vavolombelon’i Jehovah ka tsy ekena ho ara-dalàna ny fivavahany. Tsy tokony hatao hanakantsakana ny zo fototra maha olona azy ireo anefa izany.