Hijery ny anatiny

3 JOLAY 2020
ITALIA

Fanadinadinana ny Profesora Patrizio Mazza

Fanadinadinana ny Profesora Patrizio Mazza

Ny Dokotera Mazza, dia lehiben’ny Ekipa Mpitsabo Aretin’ny Ra ao amin’ny Sampan-draharahan’ny Fitsaboana Kansera, any amin’ny Hopitaly San Giuseppe Moscati, any Taranto.