Hijery ny anatiny

Torkia

 

Vavolombelon’i Jehovah any Torkia

  • 5 692

  • 71

  • 8 873

  • 15 502

  • 85 957 000

2014-06-17

TORKIA

Manome Rariny An’ireo Tsy Mety Manao Miaramila any Torkia ny Fitsarana Eoropeanina

Hamafisin’ilay didim-pitsarana fahatelo nanameloka an’i Torkia fa miaro an’ireo tsy manao miaramila ny Fifanarahana Eoropeanina. Tokony hanaiky ireo mpikambana ao amin’ny Filan-kevitra Eoropeanina fa manana zo hanaraka ny feon’ny fieritreretany ny olona.

2014-04-18

TORKIA

Tsy Manao Miaramila Noho ny Feon’ny Fieritreretana: Tsy Arahin’i Torkia ny Fitsipik’i Eoropa

Manohitra an’ireo tsy mety manao miaramila noho ny feon’ny fieritreretana ny fanjakana tiorka ka manitsakitsaka an’io zo fototra io.

2014-01-30

TORKIA

Milaza ny ONU fa Tokony Hanaja ny Safidin’ny Olom-pireneny i Torkia

Vakio ato ny didy navoakan’ny ONU, ka ahafahan’ny olom-pirenen’i Torkia mandà tsy hanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany.