Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Guam

  • Merizo Pier, any Guam​—Manolotra an’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!

Topy Maso—Guam

  • 173 000—Mponina
  • 709—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 9—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 250—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Mikronezia

Misy olana telo fahitan’ireo mpitory mifindra any amin’ireo nosy any amin’ny Oseana Pasifika. Ahoana no ataon’izy ireo?