Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. 1. Ahoana no ampisehoantsika hoe “miandry mafy an’i Jehovah” isika? (Sal. 130:​5, 6)

  2. 2. Ahoana no ampisehoantsika hoe “miandry mafy an’i Jehovah” isika rehefa ao anatin’ny sarotra? (Hab. 2:​3, 4; 2 Tim. 4:2; Lioka 2:​36-38)

  3. 3. Ahoana no azontsika ampiasana tsara ny fotoanantsika eo am-piandrasana ny andron’i Jehovah? (2 Pet. 3:​11-13)

  4. 4. Nahoana isika no matoky hoe ny miandry an’i Jehovah no tsara indrindra rehefa manana olana? (Sal. 62:​1, 2, 8, 10; 68:6; 130:​2-4)

  5. 5. Inona avy no tsy maintsy ataontsika raha te hahazo an’ilay valisoa ho an’ny olo-marina isika? (Sal. 58:11)

© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

CA-copgm24-MG