Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2021

Zoma

Miorina amin’ny Lioka 17:5 ny fandaharana zoma, manao hoe: “Ampitomboy ny finoanay.”

Asabotsy

Miorina amin’ny Joda 3 ny fandaharana asabotsy, manao hoe: ‘Miadia mafy hiaro ny finoana.’

Alahady

Miorina amin’ny Matio 21:21 ny fandaharana alahady, manao hoe: “Raha mba manam-pinoana ianareo ..., dia hitranga tokoa izany.”

Fanazavana

Hitanao ato ny fanazavana ilainao momba ny fivoriambe.