Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2023 hoe “Manàna Faharetana”!

Zoma

Miorina amin’ny 1 Korintianina 13:4 ny fandaharana zoma, manao hoe: “Ny fitiavana manam-paharetana.”

Asabotsy

Miorina amin’ny 1 Tesalonianina 5:14 ny fandaharana asabotsy, manao hoe: ‘Manàna faharetana amin’ny olona rehetra.’

Alahady

Miorina amin’ny Isaia 30:18 ny fandaharana asabotsy, manao hoe: “Mbola maharitra miandry foana ... i Jehovah, satria te hiantra anareo.”

Fanazavana

Hitanao ato ny fanazavana ilainao momba ny fivoriambe.

Mety ho Tianao Koa

MOMBA ANAY

Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’

Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.

FIVORIAMBE

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2023: “Manàna Faharetana”!

Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.

FIVORIAMBE

“Ankino Amin’i Jehovah ny Lalanao”: Ampahany

Ho hitanao ato hoe vao mainka isika hiantehitra amin’i Jehovah rehefa miatrika olana tsy mbola natrehintsika.