Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2022

Ho hitanao ato ny tatitra momba ny asa fitoriana nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, nanomboka tamin’ny Septambra 2021 ka hatramin’ny Aogositra 2022.

Tatitra Maneran-tany 2022

Aseho amin’ity tatitra ity ny ezaka nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny vola laniny, mba hanaovana ny asa fitoriana eran-tany.

Tatitra avy Amin’ny Firenena sy Faritany Samihafa, 2022

Ho hitanao ato hoe firy ny isan’ny Vavolombelon’i Jehovah, firy no natao batisa sy nanatrika ny Fahatsiarovana, ary ny isa hafa.

Mety ho Tianao Koa

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

Jereo ato hoe ahoana no anisana ny Vavolombelon’i Jehovah.

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mitety Trano?

Fantaro hoe nasain’i Jesosy nanao inona ny mpianany voalohany.

Fampidiran-dresaka Ampiasaina eny Amin’ny Fanompoana

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Be dia be ny olona te hahalala ny marina momba ny Vavolombelon’i Jehovah. Aleo izahay mihitsy no hilaza aminao ny momba anay.

MOMBA ANAY

Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Fantaro ny momba ny fianakaviamben’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.

MOMBA ANAY

Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?

Fantatra eran-tany hoe manasa ny olona hianatra Baiboly maimaim-poana ny Vavolombelon’i Jehovah. Aseho ato ny fanaovana an’ilay izy.