Ampianaro ny Zanakao

Ry ray aman-dreny, ampiasao ireto tantara ireto mba hampianarana ny zanakao lesona sarobidy avy ao amin’ny Baiboly.

Teny Fampidirana

Afaka mitari-dalana anao ny zavatra voalazan’ny Deoteronomia rehefa mitaiza ny zanakao ianao.

LESONA 1

Ilay Tsiambaratelo Nolazaina Tamintsika

Miresaka tsiambaratelo iray atao hoe “zava-miafina masina” ny Baiboly. Te hahalala bebe kokoa momba azy io ve ianao?

LESONA 2

Te Hampifaly An’i Jehovah i Rebeka

Ahoana no hanahafantsika an’i Rebeka? Vakio ilay tantara mba hahafantaranao azy kokoa.

LESONA 3

Nino An’i Jehovah i Rahaba

Vakio ato hoe ahoana no namonjena an’i Rahaba sy ny fianakaviany rehefa noravana i Jeriko.

LESONA 4

Nampifaly ny Dadany sy Jehovah Izy

Inona no fampanantenana notanterahin’ny zanakavavin’i Jefta? Ahoana no hanahafantsika azy?

LESONA 5

Nanao ny Tsara Foana i Samoela

Ahoana no atao raha te hanao ny tsara foana hoatran’i Samoela, na dia manao ratsy aza ny olon-kafa?

LESONA 6

Tsy Natahotra i Davida

Vakio ity tantara ara-baiboly mahaliana ity dia ho hitanao hoe nahoana i Davida no be herim-po.

LESONA 7

Efa Natahotra sy Hoatran’ny Tsy Nisy Namana ve Ianao?

Inona no nolazain’i Jehovah tamin’i Elia rehefa nieritreritra izy hoe tsy nisy namana? Inona no ianaranao avy amin’ny tantaran’i Elia?

LESONA 8

Nanana Namana Tsara i Josia

Tena sarotra tamin’i Josia ny nanao ny tsara. Fantaro hoe ahoana no nanampian’ny namany azy.

LESONA 9

Niresaka Momba An’i Jehovah Foana i Jeremia

Nahoana i Jeremia no niresaka momba an’Andriamanitra foana, na dia nananihany sy tezitra taminy aza ny olona?

LESONA 10

Nankatò Foana i Jesosy

Tsy mora aminao foana ny mankatò ny ray aman-dreninao. Hanampy anao ny ohatr’i Jesosy.

LESONA 11

Olona Nanoratra ny Tantaran’i Jesosy

Fantaro ireo olona valo nanoratra Baiboly, izay niara-belona tamin’i Jesosy ary nanoratra ny tantarany.

LESONA 12

Tsy Natahotra ny Zanak’anabavin’i Paoly

Namonjy ny ain’ny dadatoany io ankizilahy io. Fa inona no nataony?

LESONA 13

Te Hanampy Olona i Timoty

Inona no tokony hataonao, raha te hanana fiainana mahafinaritra hoatran’i Timoty ianao?

LESONA 14

Ilay Fanjakana Hitondra ny Tany Manontolo

Hanao ahoana ny fiainana rehefa ho lasa mpanjakan’ny tany i Jesosy? Te hiaina amin’izany ve ianao?