Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2018

Ho hitanao ato ny tatitra momba ny asa fitoriana nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, nanomboka tamin’ny Septambra 2017 ka hatramin’ny Aogositra 2018.

Tatitra Maneran-tany 2018

Aseho amin’ity tatitra maneran-tany ity ny ezaka nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny vola laniny, mba hanaovana ny asa fitoriana eran-tany.

Tatitra avy Amin’ny Firenena sy Faritany Samihafa, 2018

Ho hitanao ato ny isan’ny Vavolombelon’i Jehovah, ny isan’ireo natao batisa, ny mpanatrika ny Fahatsiarovana, sy ny sisa.

Mety ho Tianao Koa

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

Jereo ato hoe ahoana no anisana ny Vavolombelon’i Jehovah.

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Mitety Trano?

Fantaro hoe nasain’i Jesosy nanao inona ny mpianany voalohany.

Fampidiran-dresaka Ampiasaina eny Amin’ny Fanompoana

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Be dia be ny olona te hahalala ny marina momba ny Vavolombelon’i Jehovah. Aleo izahay mihitsy no hilaza aminao ny momba anay.

MOMBA ANAY

Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Fantaro ny momba ny fianakaviamben’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.