NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 1 2019 | Fantatrao Tsara ve Andriamanitra?

Hamaly fanontaniana enina momba an’Andriamanitra ity gazety ity. Hanampy anao ho akaiky azy izany.

Fantatrao Tsara ve Andriamanitra?

Mila mahafantatra tsara an’Andriamanitra aloha ianao vao ho akaiky azy. Inona àry no azonao atao?

Iza no Anaran’Andriamanitra?

Fantatrao ve hoe manana anarana mampiavaka azy Andriamanitra?

Hoatran’ny Ahoana Andriamanitra?

Inona avy no toetran’Andriamanitra miavaka indrindra?

Inona no Efa Nataon’Andriamanitra?

Inona no nataon’Andriamanitra mba hanana hoavy tsara ny olombelona? Mety hahavariana anao ny valin’izany.

Inona no Mbola Hataon’Andriamanitra?

Hanao ahoana ny fiainana rehefa hitondra ny tany ny Fanjakan’Andriamanitra?

Inona ny Soa Horaisinao Raha Fantatrao Tsara Izy?

Inona ny fitahiana ho azon’ireo mifandray akaiky amin’Andriamanitra?

Afaka ny ho Akaiky An’Andriamanitra Ianao

Jereo ato ireo zavatra efatra azonao atao, mba hahatonga anao ho akaiky an’Andriamanitra.