NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aprily 2015 | Te Hianatra Baiboly ve Ianao?

Olona an-tapitrisany no mandray soa rehefa mianatra Baiboly maimaim-poana amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Jereo ato ny soa ho azonao raha mianatra koa ianao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Ilaina ny Mianatra Baiboly?

Mety hieritreritra ianao hoe: ‘Tsy manam-potoana amin’izany aho’, na hoe: ‘Sao dia tafiditra lalina amin’izany eo aho?’

Fianarana ho An’ny Rehetra

Jereo ato ny valin’ny fanontaniana valo fametraky ny olona momba ny fampianarana Baiboly ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Fanontaniana Telo no Nanova ny Fiainako

Mpampianatra i Doris Eldred. Ny mpianany indray anefa no nampianatra azy ka nanampy azy hahita ny valin’ny fanontaniana nanahiran-tsaina azy.

Vatosoa Hita Tany Anaty Fako

Ilay sombin-taratasy any amin’ny Tranomboky John Rylands no sora-tanana tranainy indrindra hita amin’ny Soratra Grika Kristianina.

RESADRESAKA MAHALIANA

Nahoana Isika no Tokony Hahatsiaro ny Nahafatesan’i Jesosy?

Mankalaza ny nahaterahan’i Jesosy ny olona rehefa Krismasy ary mankalaza ny nitsanganany rehefa Paka. Nahoana anefa ny Vavolombelon’i Jehovah no mankalaza ny nahafatesany?

Fantatrao Ve?

Inona no asan’ny manamboninahitra tao amin’ny tafika romanina? Hoatran’ny ahoana ny fitaratra fahiny?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Hifankatia ve ny olon-drehetra indray andro any?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hevitr’Andriamanitra ve no ao Amin’ny Baiboly?

Maro ny mpanoratra Baiboly milaza fa avy amin’Andriamanitra ny zavatra nosoratan’izy ireo. Nahoana?