NY TILIKAMBO FIAMBENANA Mey 2015 | Efa Akaiky ve ny Fara Andro?

Rehefa maheno ianao hoe “akaiky ny fara andro”, inona no tonga ao an-tsainao? Mampahatahotra anao ve izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona Marina ny “Fara Andro”?

Zavatra tsara no resahin’ny Baiboly momba ny fara andro.

MATOAN-DAHATSORATRA

Efa Akaiky ve ny Fara Andro?

Jereo ato ny famantarana efatra resahin’ny Baiboly, dia ho hitanao ny valiny.

MATOAN-DAHATSORATRA

Afaka ny ho Tafavoaka Velona koa Ianao

Ahoana anefa no hatao? Manangona sakafo sy zavatra hafa mety hilaina ve?

Fantatrao Ve?

Manamarina ny Baiboly ve ny arkeolojia? Oviana no tsy nisy liona intsony tany amin’ireo tany voaresaka ao amin’ny Baiboly?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Lasa Fantatro hoe Mamela Heloka i Jehovah

Tsy azon’i Normand Pelletier ny ainy raha tsy manambaka olona izy. Nanohina ny fony anefa ny andinin-teny iray ao amin’ny Baiboly ka nilatsaka ny ranomasony.

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Izaho Angaha Solon’Andriamanitra?”

Raha lasa miady ny fianakavianao satria ao aminareo misy mialona na mankahala na tsy mena-mivadika, dia afaka manampy anareo ny tantaran’i Josefa.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Nahoana no haharitra 1000 taona ny Andro Fitsarana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Jereo hoe inona no azonao antenaina avy amin’ny Fanjakan’Andriamanitra rehefa hanjaka eto an-tany izy io.