Hijery ny anatiny

Rakipahalalana Ara-baiboly

Rakipahalalana Ara-baiboly

Rakipahalalana ara-baiboly ny Fandalinana ny Soratra Masina ary hanampy anao hahafantatra misimisy kokoa momba ny foto-kevitra samihafa ao amin’ny Baiboly. Fitaovana tena tsara ny Fandalinana ny Soratra Masina rehefa mianatra samirery ny Baiboly ianao. An’arivony ny fanazavana ho hitanao ao sady amin’ny an-tsipiriany, ohatra hoe momba ny:

  • olona

  • toerana

  • zavamaniry

  • biby

  • zava-nitranga niavaka

  • teny ao amin’ny Baiboly

  • toetra

  • voambolana amin’ny teny nanoratana ny Baiboly

  • boky tsirairay ao amin’ny Baiboly

Azonao jerena ao amin’ny Internet io rakipahalalana ara-baiboly maimaim-poana io. Azonao alaina koa ny rakitra JWPUB ary vakina ao amin’ilay programa hoe JW Library.