Hijery ny anatiny

Géorgie

 

Vavolombelon’i Jehovah any Géorgie

2019-02-11

GÉORGIE

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Voalohany Tany Tbilissi, Géorgie

Sambany vao nisy fivoriambe hoatr’izany tany Géorgie, ary nampiavaka azy ny sakafo ara-panahy tondraka sy ny fahaizana mandray vahiny, ary ny fampisehoana ny kolontsaina sy ny tantaran’ilay tany.

2016-11-01

GÉORGIE

Niaiky Tany Amin’ny Fitsarana Eoropeanina i Géorgie fa Nanitsakitsaka ny Zon’ny Vavolombelon’i Jehovah

Nenjehina sy niharan’ny herisetra nandritra ny taona maro ny Vavolombelon’i Jehovah rehefa nesorin’ny fanjakana tsy ho fikambanana ara-dalàna ny fikambanan’izy ireo. Niaiky i Géorgie hoe ‘tsy marim-pototra’ izany fanesorana izany.

2015-06-30

GÉORGIE

Nampahafantatra ny Didy Navoakan’ny Fitsarana Eoropeanina ny Vavolombelon’i Jehovah any Géorgie

Natao ilay ezaka manokana tamin’ny Aprily 2015 mba hahafantaran’ny manam-pahefana an’ilay didim-pitsarana navoakan’ny Fitsarana Eoropeanina sy ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

2015-02-23

GÉORGIE

Asain’ny Fitsarana Eoropeanina Mampihatra ny Lalàna i Géorgie

Nanome rariny ny Vavolombelon’i Jehovah any Géorgie ny Fitsarana Eoropeanina, tamin’ny 7 Oktobra 2014. Nomelohiny kosa ny manam-pahefana any satria tsy nanaja ny zon’olombelona sy ny fahalalahana ara-pivavahana.