Hijery ny anatiny

Kazakhstan

 

2017-07-27

KAZAKHSTAN

Voaheloka Higadra i Teymur Akhmedov Noho Izy Nanaraka ny Fivavahany

Nomelohin’ny fitsarana any Astana, Kazakhstan, higadra dimy taona Atoa Akhmedov, nefa tsy hoe nila ady tamin’olona fa niresaka ny zavatra inoany fotsiny.

2015-03-06

KAZAKHSTAN

Namoaka Baiboly Vaovao Amin’ny Teny Kazakh ny Vavolombelon’i Jehovah

Namoaka Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao amin’ny teny kazakh ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny fivoriambe tany Almaty, any Kazakhstan.