Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’ny Genesisy

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Famoronana ny lanitra sy ny tany (1, 2)

    • Enina andro nanomanana ny tany (3-31)

      • Andro 1: Ny mazava; andro sy alina (3-5)

      • Andro 2: Habakabaka (6-8)

      • Andro 3: Faritra maina sy zavamaniry (9-13)

      • Andro 4: Zavatra manome hazavana eny amin’ny lanitra (14-19)

      • Andro 5: Trondro sy vorona (20-23)

      • Andro 6: Biby an-tanety sy olombelona (24-31)

  • 2

    • Andro 7: Nitsahatra Andriamanitra (1-3)

    • Jehovah Andriamanitra, Mpanao ny lanitra sy ny tany (4)

    • Lehilahy sy vehivavy tao amin’ny zaridainan’i Edena (5-25)

      • Noforonina avy tamin’ny vovoka ny olona (7)

      • Voarara ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy (15-17)

      • Noforonina ny vehivavy (18-25)

  • 3

    • Ny nahatonga ny fahotana (1-13)

      • Ny lainga voalohany (4, 5)

    • Nomelohin’i Jehovah ireo mpikomy (14-24)

      • Faminaniana momba ny taranak’ilay vehivavy (15)

      • Voaroaka tao Edena (23, 24)

  • 4

    • Kaina sy Abela (1-16)

    • Taranak’i Kaina (17-24)

    • Seta sy Enosa zanany (25, 26)

  • 5

    • Ny tantaran’i Adama ka hatramin’i Noa (1-32)

      • Niteraka zazalahy sy zazavavy i Adama (4)

      • Niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Enoka (21-24)

  • 6

    • Naka vady tetỳ an-tany ireo zanak’Andriamanitra (1-3)

    • Teraka ny Nefilima (4)

    • Nalahelo i Jehovah noho ny zava-dratsy nataon’ny olona (5-8)

    • Nasaina nanao sambofiara i Noa (9-16)

    • Nilaza Andriamanitra fa hisy Safodrano (17-22)

  • 7

    • Niditra tao anatin’ny sambofiara (1-10)

    • Ilay Safodrano naneran-tany (11-24)

  • 8

    • Nihena ny rano (1-14)

      • Namoaka voromailala (8-12)

    • Nivoaka avy tao amin’ny sambofiara (15-19)

    • Ny fampanantenan’Andriamanitra momba ny tany (20-22)

  • 9

    • Toromarika ho an’ny olombelona rehetra (1-7)

      • Lalàna momba ny ra (4-6)

    • Fifanekena momba ny avana (8-17)

    • Faminaniana momba ny taranak’i Noa (18-29)

  • 10

    • Ny niavian’ireo firenena (1-32)

      • Taranak’i Jafeta (2-5)

      • Taranak’i Hama (6-20)

        • Nanohitra an’i Jehovah i Nimroda (8-12)

      • Taranak’i Sema (21-31)

  • 11

    • Tilikambon’i Babela (1-4)

    • Nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fiteny (5-9)

    • Ny tantaran’i Sema ka hatramin’i Abrama (10-32)

      • Fianakavian’i Tera (27)

      • Niala tao Ora i Abrama (31)

  • 12

    • Niala tao Harana i Abrama dia nankany Kanana (1-9)

      • Fampanantenan’i Jehovah tamin’i Abrama (7)

    • Abrama sy Saray tany Ejipta (10-20)

  • 13

    • Niverina tany Kanana i Abrama (1-4)

    • Nisaraka i Abrama sy Lota (5-13)

    • Naverin’i Jehovah ilay fampanantenany tamin’i Abrama (14-18)

  • 14

    • Novonjen’i Abrama i Lota (1-16)

    • Nitso-drano an’i Abrama i Melkizedeka (17-24)

  • 15

    • Fifanekena nataon’i Jehovah tamin’i Abrama (1-21)

      • Hampijalina 400 taona ny taranany (13)

      • Naverin’i Jehovah ilay fampanantenany tamin’i Abrama (18-21)

  • 16

    • Hagara sy Ismaela (1-16)

  • 17

    • Ho lasa rain’ny firenena maro i Abrahama (1-8)

      • Abrama novana hoe Abrahama (5)

    • Fifanekena momba ny famorana (9-14)

    • Saray novana hoe Saraha (15-17)

    • Nampanantenaina hoe hiteraka an’i Isaka (18-27)

  • 18

    • Anjely telo nitsidika an’i Abrahama (1-8)

    • Fampanantenana fa hanan-janakalahy i Saraha; nihomehy izy (9-15)

    • Niangavy ho an’i Sodoma i Abrahama (16-33)

  • 19

    • Notsidihin’ny anjely i Lota (1-11)

    • Nododosina handeha ry Lota mianakavy (12-22)

    • Noravana i Sodoma sy Gomora (23-29)

      • Lasa vongan-tsira mitsangana ny vadin’i Lota (26)

    • Lota sy ny zanany vavy (30-38)

      • Ny razamben’ny Moabita sy ny Amonita (37, 38)

  • 20

    • Abimeleka nosakanana tsy hanambady an’i Saraha (1-18)

  • 21

    • Teraka i Isaka (1-7)

    • Naneso an’i Isaka i Ismaela (8, 9)

    • Noroahina i Hagara sy Ismaela (10-21)

    • Nanao fifanekena i Abrahama sy Abimeleka (22-34)

  • 22

    • Nasaina nataon’i Abrahama fanatitra i Isaka (1-19)

      • Fitahiana noho ny taranak’i Abrahama (15-18)

    • Fianakavian’i Rebeka (20-24)

  • 23

    • Maty i Saraha; toerana nandevenana azy (1-20)

  • 24

    • Nitady vady ho an’i Isaka (1-58)

    • Nihaona i Isaka sy Rebeka (59-67)

  • 25

    • Nanambady indray i Abrahama (1-6)

    • Maty i Abrahama (7-11)

    • Ny zanakalahin’i Ismaela (12-18)

    • Teraka i Jakoba sy Esao (19-26)

    • Namidin’i Esao ny zon’ny lahimatoa (27-34)

  • 26

    • Isaka sy Rebeka tany Gerara (1-11)

      • Naverin’i Jehovah tamin’i Isaka ilay fampanantenany (3-5)

    • Lavadrano nampiady (12-25)

    • Nanao fifanekena i Isaka sy Abimeleka (26-33)

    • Nanambady vehivavy hetita roa i Esao (34, 35)

  • 27

    • Lasan’i Jakoba ny tsodrano nataon’i Isaka (1-29)

    • Te hahazo tsodrano koa i Esao; tsy nibebaka anefa izy (30-40)

    • Lasa nankahala an’i Jakoba i Esao (41-46)

  • 28

    • Nasain’i Isaka nankany Padana-arama i Jakoba (1-9)

    • Nanonofy i Jakoba tao Betela (10-22)

      • Naverin’i Jehovah tamin’i Jakoba ilay fampanantenany (13-15)

  • 29

    • Nihaona i Jakoba sy Rahely (1-14)

    • Raiki-pitia tamin’i Rahely i Jakoba (15-20)

    • Nanambady an’i Lea sy Rahely i Jakoba (21-29)

    • Zanakalahin’i Jakoba naterak’i Lea: Robena, Simeona, Levy, ary Joda (30-35)

  • 30

    • Niteraka an’i Dana sy Naftaly i Bilaha (1-8)

    • Niteraka an’i Gada sy Asera i Zilpa (9-13)

    • Niteraka an’i Isakara sy Zebolona i Lea (14-21)

    • Niteraka an’i Josefa i Rahely (22-24)

    • Lasa be dia be ny ondry aman’osin’i Jakoba (25-43)

  • 31

    • Niala mangingina ho any Kanana i Jakoba (1-18)

    • Tratran’i Labana i Jakoba (19-35)

    • Nanao fifanekena i Jakoba sy Labana (36-55)

  • 32

    • Nisy anjely nifanena tamin’i Jakoba (1, 2)

    • Niomana hihaona tamin’i Esao i Jakoba (3-23)

    • Nifampitolona tamin’ny anjely i Jakoba (24-32)

      • Jakoba novana hoe Israely (28)

  • 33

    • Nihaona i Jakoba sy Esao (1-16)

    • Nankany Sekema i Jakoba (17-20)

  • 34

    • Nisy nanolana i Dina (1-12)

    • Nanao tetika ny zanakalahin’i Jakoba (13-31)

  • 35

    • Narian’i Jakoba ny andriamani-kafa (1-4)

    • Niverina tany Betela i Jakoba (5-15)

    • Teraka i Benjamina; maty i Rahely (16-20)

    • Ny zanak’i Jakoba 12 mirahalahy (21-26)

    • Maty i Isaka (27-29)

  • 36

    • Taranak’i Esao (1-30)

    • Mpanjaka sy lehibem-poko tany Edoma (31-43)

  • 37

    • Nofin’i Josefa (1-11)

    • Josefa sy ireo rahalahiny be fialonana (12-24)

    • Namidy ho andevo i Josefa (25-36)

  • 38

    • Joda sy Tamara (1-30)

  • 39

    • Niasa tao amin’i Potifara i Josefa (1-6)

    • Tsy nety nadalain’ny vadin’i Potifara i Josefa (7-20)

    • Josefa tany am-ponja (21-23)

  • 40

    • Nohazavain’i Josefa ny dikan’ny nofin’ny gadra roa (1-19)

      • “Andriamanitra ihany no mahay manazava ny dikan’ny nofy” (8)

    • Nitsingerina ny andro nahaterahan’i Farao (20-23)

  • 41

    • Nohazavain’i Josefa ny dikan’ny nofin’i Farao (1-36)

    • Nomen’i Farao toerana ambony i Josefa (37-46a)

    • Nitantana ny sakafo tany Ejipta i Josefa (46b-57)

  • 42

    • Nankany Ejipta ny rahalahin’i Josefa (1-4)

    • Nihaona i Josefa sy ny rahalahiny; notsapainy izy ireo (5-25)

    • Nody tany amin’i Jakoba ny rahalahin’i Josefa (26-38)

  • 43

    • Niverina tany Ejipta ny rahalahin’i Josefa ary nentiny i Benjamina (1-14)

    • Nihaona indray i Josefa sy ny rahalahiny (15-23)

    • Niara-nisakafo i Josefa sy ny rahalahiny (24-34)

  • 44

    • Tao anaty gonin’i Benjamina ny kaopy volafotsin’i Josefa (1-17)

    • Niangavy i Joda mba havela hody i Benjamina (18-34)

  • 45

    • Nolazain’i Josefa hoe iza izy (1-15)

    • Niverina tany amin’i Jakoba ny rahalahin’i Josefa (16-28)

  • 46

    • Nifindra tany Ejipta ry Jakoba mianakavy (1-7)

    • Ny anaran’ireo nifindra tany Ejipta (8-27)

    • Nitsena an’i Jakoba tany Gosena i Josefa (28-34)

  • 47

    • Nihaona tamin’i Farao i Jakoba (1-12)

    • Nahay nitantana i Josefa (13-26)

    • Nipetraka tao Gosena ny Israely (27-31)

  • 48

    • Nitso-drano an’ireo zanak’i Josefa roa lahy i Jakoba (1-12)

    • Hahery kokoa i Efraima (13-22)

  • 49

    • Faminanian’i Jakoba talohan’ny nahafatesany (1-28)

      • Ho avy amin’i Joda i Silo (10)

    • Hafatrafatr’i Jakoba momba ny fandevenana azy (29-32)

    • Maty i Jakoba (33)

  • 50

    • Nandevina an’i Jakoba tany Kanana i Josefa (1-14)

    • Nanome toky i Josefa hoe tena namela heloka izy (15-21)

    • Efa akaiky ho faty i Josefa; maty izy (22-26)

      • Hafatrafatr’i Josefa momba ny taolambalony (25)