Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tatitra Maneran-tany 2023

Tatitra Maneran-tany 2023
  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 85

  • Tany Nanao Tatitra:  239

  • Tontalin’ny Fiangonana: 118 177

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 461 767

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 22 312

  • Tampon’isan’ny Mpitory a: 8 816 562

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 625 042

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2022: 1,3

  • Tontalin’ny Natao Batisa b: 269 517

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana c Isam-bolana: 1 570 906

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 738 457

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 791 490 713

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly d Isam-bolana: 7 281 212

Nanomboka tamin’ny Septambra 2022 ny taom-panompoana 2023, dia nifarana tamin’ny Aogositra 2023.

a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?

b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?

c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Mianatra Baiboly Miaraka Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?