Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?

Ho sambatra ianareo mivady sy ny fianakavianareo raha mampihatra ny toro lalan’ny Baiboly.

Teny Fampidirana

Afaka ny ho sambatra ianareo mivady sy ny fianakavianareo, raha manaraka ny soso-kevitra ara-baiboly ato amin’ity bokikely ity.

FIZARANA 1

Miantehera Amin’Andriamanitra

Misy fanontaniana tsotra anankiroa ato hanampy anao hanatsara ny fanambadianao.

FIZARANA 2

Aza Mivadika Amin’ny Vadinao

Rehefa tsy manitsakitsa-bady ve dia efa azo lazaina hoe tsy mivadika amin’ny vady?

FIZARANA 3

Ahoana no Hamahana Olana?

Miankina amin’ny fomba andaminana olana no hahatonga ny tokantrano ho mafy orina sy sambatra, na ho mora rava sy feno fahoriana.

FIZARANA 4

Ahoana no Hahaizana Mitantam-bola?

Te hahay hitantam-bola ve ianareo mivady? Ho hitanao ato fa hanampy anareo ny mifampatoky sy ny milaza ny marina.

FIZARANA 5

Ahoana no Ifandraisana Tsara Amin’ny Havana?

Afaka manaja ny ray aman-dreninao ianao, nefa koa tsy hanao tsirambina ny tokantranonao.

FIZARANA 6

Manova ny Tokantrano ny Zazakely

Afaka manamafy ny fatoram-panambadiana ve ny zazakely?

FIZARANA 7

Ahoana no Hitaizana ny Ankizy?

Tsy hoe manome fitsipika sy manasazy fotsiny no dikan’ny hoe mifehy zanaka.

FIZARANA 8

Fomba Iatrehana Fahoriana Mafy

Mangataha fanampiana.

FIZARANA 9

Miaraha Manompo An’i Jehovah

Inona no azo atao mba hahafinaritra kokoa ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana?