MIFOHAZA! Aogositra 2015 | Toy ny Fitehirizam-boky ny Selanao!

Nitondra ainga vao teo amin’ny sehatry ny siansa momba ny zavamananaina ny nahitana ny fomba firafitry ny ADN.

MATOAN-DAHATSORATRA

Toy ny Fitehirizam-boky ny Selanao!

Nahoana ny mpahay siansa sasany no lasa tsy nino ny evolisiona intsony?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ampianaro Hifehy Tena ny Zanakao

Raha omenao an’ilay zanakao daholo izay tadiaviny, dia hisy zavatra tsy hananany mihitsy nefa tena ilainy.

Mampianatra ny Olona Hahay Taratasy ny Vavolombelon’i Jehovah

Nisoratra anarana tamin’ilay kilasy fianarana mamaky teny sy manoratra ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah i Josefina, tamin’izy 101 taona. Vitany ve ilay izy?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fandeferana

Tokony handefitra foana ve isika, rehefa jerena izay lazain’ny Baiboly?

Nifikitra Tamin’ny Zavatra Inoany Izy

Tratran’ny aretina nety ho nahafaty azy i Song Hee Kang. Nahomby anefa ny fitsaboana natao taminy, tamin’izy vao 14 taona.

NISY NAMORONA VE?

Ny Fahaizan’ny Jorery Mitsambikina

Fantaro ilay zavatra manokana manampy an’io bibikely io hitsambikina lavitra.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Tanora Miresaka An’izay Tokony Hatao mba ho Salama

Mazoto homana be ve ianao, sady tsy dia tia manao spaoro? Asehon’ity video ity izay ataon’ny tanora sasany mba ho salama foana.

Ankatoavy i Dada sy Neny

Nahoana ianao no tokony hankatò an’i Dada sy Neny? Jereo ny tantaran’i Kaleba dia ho fantatrao ny valiny.