Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

MIFOHAZA! No. 1 2018 | Inona no Tena Mahasambatra?

AIZA ISIKA NO HAHITA TARI-DALANA HANAMPY ANTSIKA HO SAMBATRA?

Hoy ny Baiboly: “Sambatra ny olona ... [rehefa] ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy, eny, ny lalàny no vakiny moramora andro aman’alina.”—Salamo 1:1, 2.

Miresaka toro lalana hanampy antsika ho sambatra ireto lahatsoratra fito ireto. Azo ampiharina tsara ireo toro lalana ireo ary tena mahomby.

 

Te ho Sambatra ny Olona

Sambatra ve Ianao? Inona no tena mahasambatra?

Mahay Mianina sy Malala-tanana

Olona maro no mino hoe izay manankarena ihany no sambatra sy tafita. Tena mahasambatra ve anefa ny vola sy ny fananana? Inona no asehon’ny zava-misy?

Salama sy Matanja-tsaina

Tsy ho sambatra mihitsy ve ny olona iray raha tsy salama?

Be Fitiavana

Ho sambatra isika raha be fitiavana sady tian’​ny olona.

Mamela Heloka

Tsy ho sambatra ny olona tezi-dava sy mitana lolompo sady tsy ho salama.

Mahalala ny Antony Mampisy Antsika

Ho sambatra isika raha hitantsika ny valin’ireo fanontaniana manahiran-tsaina momba ny fiainana.

Manana Fanantenana

Maro no tsy sambatra, raha tsy fantany hoe hanao ahoana ny hoaviny, na ny hoavin’​ireo olona akaiky azy.

Fanazavana Fanampiny

Maro ny antony mahasambatra ny olona, na tsy mahasambatra azy. Misy tranonkala iray tsy andoavam-bola ahitanao fanazavana manampy anao hiatrika ny fiainana.