MIFOHAZA! No. 1 2019 | Mba Hilamina Ihany ve ny Fiainana?

Ho hitanao ato hoe nahoana no tsy milamina ny fiainana, ary inona no vahaolana.

Betsaka ny Zavatra Mampanahy

Tsy mbola ratsy hoatran’ny amin’izao mihitsy ny fiainana. Inona no vahaolana?

Mila Fantarina ny Tena Fototry ny Olana

Tsy lavorary isika ka lasa be dia be ny olana. Iza àry no afaka manampy antsika?

Mila Ampianarina Hanao ny Tsara ny Olona

Mila mampihatra an’izay lazain’ny Baiboly isika, raha tiantsika hilamina ny fiainana.

Ny Tantaran’i Ricardo sy Andres

Jiolahy nahery setra i Ricardo sy Andres taloha, ka tsy nilamina ny fiainan’ny olona tany aminy. Niova anefa izy ireo. Nahoana? Ho hitanao ato ny valin’izany.

“Tsy Hisy Farany ... ny Fiadanana”

Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?

“Ho Be ny Fiadanana” Rehefa Hitondra ny Tany Ilay Fanjakana

Hitondra ny tany ny Fanjakan’Andriamanitra, ka hiadana sy hilamina ny olona rehetra.

Efa Nieritreritra An’ireto ve Ianao?

Te hahafantatra an’izay tena ampianarin’ny Baiboly ve ianao? Inona no hanampy anao hahita ny valin’ny fanontanianao?