NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 6 2016 | Inona no Asehon’ireo Fahitana Momba ny Lanitra?

Ho fantatrao hoe iza avy no mipetraka any an-danitra, rehefa mamaky Baiboly ianao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Iza avy no Mipetraka any An-danitra?

Afaka mahalala ny valiny marina isika.

MATOAN-DAHATSORATRA

Fahitana Momba An’ireo Mipetraka any An-danitra

Inona no resahin’ny Soratra Masina momba an’i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy ary ireo anjely tsy mivadika?

Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Vorona?

Hitantsika avy amin’ny toetoetran’ny vorona fa mahay mamorona Andriamanitra. Hitantsika avy amin’izany koa fa tena ilaina ny mifantoka amin’izay zava-dehibe kokoa.

Lefèvre d’Étaples: Tiany Hahalala ny Baiboly ny Sarambabem-bahoaka

Ahoana no nahafahany nandika Baiboly na dia teo aza ny fanoherana?

TANTARAM-PIAINANA

Nandray ny Fahamarinana Aho na dia Bory Tanana Aza

Lasa sembana ny ankizilahy iray taorian’ny loza nanjo azy. Lasa nino anefa izy tatỳ aoriana hoe misy ny Mpamorona.

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Hihaino sy hamaly ny vavaka ataonao ve Andriamanitra?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Namorona ny Devoly ve Andriamanitra?

Ahoana no nampisy an’i Satana? Diniho izay nahatonga an’i Jesosy hiteny hoe “tsy nifikitra tamin’ny marina” ny Devoly.