NY TILIKAMBO FIAMBENANA Janoary 2013 | Mampatahotra ve ny Fara Andro?

Inona no dikan’ny hoe “faran’izao tontolo izao” ao amin’ny Baiboly?

Ho An’ny Mpamaky

Tsy ho hita afa-tsy ato amin’ny Internet ihany izao ny lahatsoratra sasany mpiseho tao amin’ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tsy Andrinao sa Mampatahotra Anao sa Mandiso Fanantenana Anao ny Fara Andro?

Inona no lazain’​ny Baiboly momba ny fara andro? Ho gaga ianao hahita fa tsy mitovy amin’​izay lazain’​ny olona izany.

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

‘Nahariharinao Tamin’ny Zaza Izany’

Inona no tokony hataonao raha te hahalala ny marina momba an’Andriamanitra ianao?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

“Izao vao Tena Sambatra Aho!”

Inona no toro lalan’ny Baiboly nanampy ny tovolahy iray tsy hifoka sigara sy rongony, ary tsy hisotro toaka be intsony?

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Na Efa Maty Aza Izy dia Mbola Miteny Ihany”

Misy zavatra telo nahatonga an’i Abela hino an’ilay Mpamorona be fitiavana.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Iza no anaran’Andriamanitra ary nahoana isika no tokony hiantso azy amin’ny anarany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Aza Mialona!

Inona no nataon’i Mosesy rehefa nialona azy ny rahalahiny sy ny anabaviny?

Mahaiza Miteny hoe “Misaotra”

Azon’ny ray aman-dreny atao ny mampianatra ny zanany, dieny izy ireo mbola kely, fa tena ilaina ny miteny hoe “misaotra.”