Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Kazakhstan

Topy Maso—Kazakhstan

  • 19 899 000—Mponina
  • 17 287—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 229—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 1 164—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Kazakhstan

Mpifindrafindra monina ny Kazakh fahiny, ary nipetraka tao anaty tranolay yourte. Mbola hita amin’ny fomba fiainan’ny olona any ny fomba amam-panaon’ny razambeny.