Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fiarahan’ny Rahalahy Rehetra

Fiarahan’ny Rahalahy Rehetra

Fizarana 3

Fiarahan’ny Rahalahy Rehetra

Ho vitan’ny olona an-tapitrisany avy amin’ny firenena sy fiteny rehetra ve ny hiara-miasa tsara toy ny tena mpirahalahy?

Mamaly mazava hoe ‘Eny’ ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah ankehitriny. Resahin’ity fizarana ity (Toko 15-21) ny fomba fiasan’ny fandaminan’izy ireo. Asehon’izany ny zotom-pon’izy ireo eo am-pitoriana ny Fanjakan’Andriamanitra, sy ny fitiavana asehony rehefa miara-miasa, sy rehefa mifampiahy amin’ny fotoan-tsarotra.

[Sary, pejy 202]