Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Mankatò no Tsara Noho ny Sorona

Ny Mankatò no Tsara Noho ny Sorona

Nanome toromarika mazava an’i Saoly Mpanjaka ny mpaminanin’i Jehovah (1Sa 15:3)

Nanamarin-tena i Saoly rehefa tsy nanao an’izay rehetra nasain’i Jehovah nataony (1Sa 15:13-15)

Tsy eken’i Jehovah ny fanompoana ataon’ny olona tsy mankatò azy (1Sa 15:22, 23; w07 15/6 26 § 4; it “Fankatoavana”: “Tena ilaina ny mankatò an’Andriamanitra” § 2)

SAINTSAINO IZAO: ‘Tonga dia mankatò an’izay toromarika omen’ny fandaminan’i Jehovah ve aho?’