Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hoavy Sambatra

Hoavy Sambatra

ARAKA NY HEVITRAO, INONA NO HANAMPY ANAO HANANA HOAVY SAMBATRA?

  • Fianarana ambony ve?

  • Sa harena?

  • Sa ny fanaovana ny tsara?

  • Sa zavatra hafa?

Hoy ny Soratra Masina:

‘Mahasoa anao ny fahendrena. Raha mahazo izany ianao, dia hanana hoavy tsara.’​—OHABOLANA 24:14.

Misy teny feno fahendrena hanampy anao hanana hoavy sambatra ao amin’ny Soratra Masina.