Hijery ny anatiny

Fitaizana Ankizy

Fahaizana Mitaiza

Hoatran’ny Ahoana Izany hoe Ray Mahay Mitaiza?

Miankina amin’ny fomba itondranao ny vadinao izao no ahitana raha ho ray mahay mitaiza ianao rehefa teraka ny zanakao.

Halefako any Amin’ny Toerana Fitaizan-jaza ve ny Zanako?

Misy fanontaniana efatra hanampy anao handray fanapahan-kevitra tsara ato.

Ahoana Izany Ray Aman-dreny Mahay Mitaiza Izany?

Ahoana no tokony hitaizana ny ankizy?

Tokony Havelako Hanana Telefaonina Raitra ve ny Zanako?

Eritrereto ireto fanontaniana ireto mba hahitanao hoe efa vonona amin’ny andraikitra miandry anareo ve ianao sy ny zanakao.

Ampio ny Zanakao Mba Hahay Hisaina Tsara Rehefa Mampiasa Telefaonina Raitra

Na dia ireny ankizy faran’izay havanana amin’ny resaka teknolojia ireny aza, dia mila ny fanampian’ny ray aman-dreniny foana rehefa hanapa-kevitra hoe inona no mety sy ny tsy mety, rehefa mampiasa telefaonina raitra.

Aza Avela Hahita Zavatra Mamoafady ny Zanakao

Tsy araka ny eritreretinao fa mora mahita sary mamoafady ny ankizy. Inona no tokony ho fantatrao momba an’izany, ary ahoana no hiarovanao ny zanakao?

Nahoana no Ilain’ny Ankizy ny Mamaky Teny? Fizarana 1: Hamaky sa Hijery?

Aleon’ny ankizy maro mijery video. Inona no azon’ny ray aman-dreny atao mba hampirisihana ny zanany hazoto kokoa hamaky teny?

Nahoana no Ilain’ny Ankizy ny Mamaky Teny? Fizarana 2: Efijery sa Taratasy?

Inona no tsara kokoa ho an’ny ankizy: Mamaky teny amin’ny fitaovana elektronika sa amin’ny taratasy? Samy misy maha tsara azy ireo.

Te Hahay Hitaiza ve Ianao?

Ahoana no hiarovanao ny zanakao mba tsy ho voataona hanao ratsy?

Ampio ny Zanakao mba Tsy Hatahotra Be Rehefa Mahita Vaovao Ratsy

Inona no tokony hataon’ny ray aman-dreny mba hanampiana ny zanany tsy hatahotra be rehefa mahita vaovao ratsy?

Torohevitra Mahasambatra ny Fianakaviana: Miezaha ho Modely

Ho mora kokoa amin’ny zanakao ny hanaraka ny teninao, raha tsy mpitari-bato vilam-bava ianao.

Ahoana Raha Sembana ny Zanakao?

Sembana ve ny zanakao? Handinika olana telo mety hahazo anao isika, dia avy eo hijery ny toro lalan’ny Baiboly mety hanampy anao.

Fampiofanana

Tsy Aleo ve Lalao Mampivelatra Saina?

Be dia be ny soa ho azon’ny zanakao raha avelanao hanao lalao mampivelatra ny sainy izy, fa tsy hoe variana mijery tele na manao fialam-boly efa voaomana mialoha.

Tokony Hanao Raharaha ve ny Ankizy?

Ry ray aman-dreny, tsy te hampanao raharaha ny zanakareo ve ianareo? Jereo ato fa afaka manampy azy ireo handray andraikitra sy ho faly ny fanaovana raharaha.

Inona no Hevitra fa Leo Be ny Zanako Satria Tsy Misy Atao?

Raha tsy maintsy mijanona ao an-trano ny zanakao nefa tsy mahita hatao, dia ireto misy zavatra vitsivitsy mila eritreretinao.

Ampio ny Zanakao mba Tsy ho Tia Tena

Mandiniha fomba telo azonao anampiana ny zanakao tsy ho tia tena.

Ampianaro Hahay Hankasitraka ny Zanakao

Na ny ankizikely aza efa azo ampianarina hiteny hoe misaotra rehefa misy olona tsara fanahy aminy.

Ampianaro Hahay Hitondra Tena Tsara ny Zanakao

Tena mahalala momba ny firaisana ve ny zanakao? Fantaro izay lazain’ny Baiboly sy izay hampianarinao ny zanakao.

Manana Toetra Tsara

Ho lasa olon-dehibe matotra ny zanakao, raha dieny izao izy dia efa ampianarinao hahay hanavaka ny tsara sy ny ratsy.

Ampio ny Zanakao mba Hahay Handray Andraikitra

Hanampy anao hahay hitaiza tsara ny zanakao ny modely nomen’i Jesosy. Amin’ny fomba ahoana?

Mandray Andraikitra

Rahoviana ny olona iray no mila mianatra mandray andraikitra? Dieny mbola kely sa rehefa lehibe?

Ahoana no Hitaizana ny Ankizy?

Tsy hoe manome fitsipika sy manasazy fotsiny no dikan’ny hoe mifehy zanaka.

Tsy Mora Kivy

Raha mbola kely ny ankizy dia efa miezaka ny tsy ho mora kivy, dia hahavita hiatrika olana izy rehefa lehibe.

Ahoana no Azo Anampiana ny Ankizy Raha Tsy Mahomby Izy?

Tsy voatery hahomby foana isika eo amin’ny fiainana. Ampio àry ny zanakao mba tsy ho kivy loatra sy hahay hitady vahaolana.

Tianao Hahazo Naoty Tsara ve ny Zanakao?

Fantaro hoe nahoana no ratsy ny naotiny, dia ampio izy mba ho tia mianatra.

Ahoana Raha Misy Mampijaly ny Zanako?

Misy zavatra efatra azonao atao mba hanampiana ny zanakao rehefa misy mampijaly izy.

Ahoana no Hiderana ny Ankizy?

Misy karazana teny fiderana tena mandaitra.

Ampio ny Zanakao Hiatrika ny Fiovana eo Amin’ny Vatany

Misy soso-kevitra dimy hanampy anao amin’izany ato, ary miorina amin’ny Baiboly izy ireo.

Raha Manontany Momba ny Olona Maty ny Zanakao

Torohevitra efatra hanampy anao hamaly ny fanontaniany sy hanome toky azy raha sendra misy havana maty.

Ahoana no Hahatonga ny Ankizy ho Tia An’Andriamanitra?

Ahoana no hampianaranao Baiboly ny zanakao?

Ahoana no Azoko Iresahana Amin’ny Zanako Momba ny Fanavakavaham-bolon-koditra?

Raha resahinao mifanaraka amin’ny taonany ny zanakao, dia tsy ho voataonan’ny olon-kafa hanavakava-bolon-koditra koa.

Ahoana no Hiresahana Amin’ny Zanaka Momba ny Firaisana?

Misy toro lalana ara-baiboly maro azo ampiharina ato hanampy anao hiresaka amin’ny zanakao momba ny firaisana ary hiaro azy ireo amin’ny mpametaveta.

Ahoana no Iresahanao Momba ny Firaisana Amin’ny Zanakao?

Mbola kely izao ny ankizy dia efa mahare resaka momba ny firaisana. Inona no tokony ho fantatrao sy azonao atao mba hiarovana ny zanakao?

Iresaho Momba ny Firaisana ny Zanakao

Zava-dehibe ny hoe ianao no miresaka amin’ny zanakao momba ny firaisana. Jereo ny fomba iresahana an’io zavatra mahasanganehana io.

Arovy ny Zanakao

Nahazo torohevitra tsara afaka miaro azy i Sofia sy Kaleba.

Ahoana no Hanazavako Amin’ny Zanako hoe Mety ve ny Misotro Toaka sa Tsia?

Tena mila resahina amin’ny ankizy izany. Rahoviana anefa, dia inona no holazaina?

Fifehezana

Ampianaro Hifehy Tena ny Zanakao

Raha omenao an’ilay zanakao daholo izay tadiaviny, dia hisy zavatra tsy hananany mihitsy nefa tena ilainy.

Ampianaro Hanetry Tena ny Zanakao

Ampio ny zanakao mba hahay hanetry tena nefa koa hatoky tena.

Ahoana no Tokony Hifehezana ny Ankizy?

Mety tsy ho sambatra ny fianakavianao raha tsy mitovy hevitra ianareo mivady eo amin’ny resaka fitaizana. Inona no azonareo mivady atao?

Nahoana ny Ankizy no Lasa Tsy Voafehy?

Nisy fomba fitaizana nanomboka nalaza taorian’ny 1960. Mbola misy vokany amin’ny ray aman-dreny ankehitriny ve izy io?

Ahoana no Hananarana ny Ankizy?

Misy fomba telo tena mandaitra azonao ananarana ny zanakao, ao amin’ny Baiboly.

Ampianaro Hankatò ny Zanakao

Miady foana angamba ianao sy ny zanakao hoe ny sitrapon’​iza no harahina ary hoatran’​ny izy foana no mandresy. Misy torohevitra dimy hanampy anao ato.

Mifehy Tena

Nahoana no tena ilaina ilay hoe mifehy tena? Ahoana no atao raha te hanana an’io toetra io?

Manetry Tena

Ampianaro hanetry tena ny zanakao, fa hahasoa azy izany dieny izao sy amin’ny hoavy.

Aza Mampihanta Zanaka

Ahoana raha mila vaniny sy midongy be ny zanakao?

Ahoana Raha Mila Vaniny ny Zanakao?

Inona no azonao atao rehefa mila vaniny ny zanakao? Afaka manampy anao ny toro lalan’ny Baiboly.

Ahoana Raha Mandainga ny Zanakao?

Inona no tokony hataonao raha tratranao mandainga ny zanakao? Azonao ampiharina ireo torohevitra avy ao amin’ny Baiboly resahina ato, mba hampianarana ny zanakao hoe tsara foana ny milaza ny marina.