NY TILIKAMBO FIAMBENANA Aprily 2014 | Nahoana Ianao no Tokony Hivavaka?

Nahoana moa isika no mila mivavaka, raha efa fantatr’Andriamanitra izay ilaintsika? Mamaly an’izany ny Baiboly.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana ny Olona no Mivavaka?

Na ny olona maro tsy mino an’Andriamanitra aza mba mivavaka. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana Ianao no Tokony Hivavaka?

Mamaly vavaka Andriamanitra na dia tsy amin’ny fomba mahagaga aza.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Nampiasa Baiboly Foana ry Zareo!

Masera i Isolina Lamela ary avy eo lasa Kominista. Samy nandiso fanantenana azy anefa ireo. Nihaona tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah izy tatỳ aoriana, ary nampian’izy ireo hahafantatra ny antony ahavelomantsika.

Ho Vitanao ny Hanohitra Fakam-panahy

Misy dingana telo hanampy anao hanohitra fakam-panahy ato.

Fantatrao Ve?

Natao ahoana ny andevo nandositra, eran’ny Fanjakana Romanina fahiny? Nahoana ny loko volomparasy avy any Tyro no loko lafo vidy indrindra?

Niaro ny Fahamarinana i Thomas Emlyn

Lasa halan’ny Eglizy Anglikanina sy ny Fitsaran’ny Mpanjaka izy noho ny fikarohana nataony tao amin’ny Baiboly.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Hanao zavatra i Jesosy mba hampisy fiadanana eto an-tany.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Antony Ahavelomantsika?

Efa nieritreritra ve ianao hoe: ‘Inona no antony namoronana antsika?’ Vakio ato ny fanazavana omen’ny Baiboly.