MIFOHAZA! No. 4 2016 | Ahoana no Hananana Fahazarana Tsara?

Misy vokany tsara na ratsy eo amin’ny fiainanao andavanandro ny fahazarana, na tsapanao izany na tsia.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Hananana Fahazarana Tsara?

Miezaha hanana fahazarana tsara fa tsy fahazaran-dratsy.

MATOAN-DAHATSORATRA

1 Mahaiza Mandanjalanja

Tsy mora ny miala amin’ny fahazaran-dratsy sy miezaka hanana fahazarana tsara. Jereo hoe inona no tokony hataonao loha laharana.

MATOAN-DAHATSORATRA

2 Manaova Zavatra Mialoha

Misy vokany amin’ny fanapahan-kevitra raisinao ny toe-javatra misy anao sy ny olona ifaneraseranao.

MATOAN-DAHATSORATRA

3 Aza Mora Kivy

Aza mora kivy na dia sarotra aminao aza ny manana fahazarana vaovao na ny manova ny fahazaranao.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy?

Mandrara ny firaisan’ny samy lehilahy na samy vehivavy ve izy io? Mampirisika ny olona hankahala ny lehilahy miray amin’ny lehilahy na ny vehivavy miray amin’ny vehivavy ve izy io?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana no Hiatrehana Fiovana?

Tsy azo ialana ny fiovana. Ho hitanao ato hoe ahoana no nataon’ny tanora sasany mba hiatrehana azy ireny.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Kirghizistan

Malaza ho tia mandray vahiny sy manaja olona ny mponina any Kirghizistan. Ho hitanao ato ny fombafomban’izy ireo.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Hatsaran-tarehy

Lasa mifantoka be amin’ny bika aman’endrika ny olona, noho ny haino aman-jery sy ny lamaody.

NISY NAMORONA VE?

Ny Tsingerim-piainan’ny Jorery

Hafahafa ny tsingerim-piainan’io bibikely io. Miaina mandritra ny herinandro vitsivitsy monja izy, nefa afaka 13 na 17 taona indray vao mipoitra ny taranany.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Miezaha mba Tsy Hifamaly

Mifamaly foana ve ianareo mivady? Fantaro ireo toro lalan’​ny Baiboly afaka manampy anareo.

Tanora Miresaka Momba ny Finoana An’Andriamanitra

Ho hitanao ato amin’ity video maharitra telo minitra ity hoe nahoana ny tanora sasany no mino fa misy ny Mpamorona.