Fomba Ampiasana ny Fanomezanao

Fanomezana an-tsitrapo no anohanana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Jereo ato ny fomba ampiasana an’ireo fanomezana mba hanampiana ny olona maneran-tany.

Hikojakojana Efitrano Fanjakana

Manana Efitrano Fanjakana 63 000 eo ho eo isika eran-tany. Ahoana no ataontsika mba hikojakojana azy ireny?

Trano Natao Hanampiana Antsika Hitory

Tena ilaina mba hisahanana ny asa fitoriana ny trano aorin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahoana no ampiasana ny vola omenao mba hanorenana sy hikojakojana ny biraon’ny sampana?

Trano Midera An’ilay Mpampianatra Be Voninahitra

Inona no soa raisin’ny mpianatra sy ny mpampianatra avy amin’ireo trano natokana hanaovana sekoly ara-baiboly?

Fanampiana Tra-boina Tamin’ny 2022: Hita hoe Tena Mifankatia Isika

Ahoana no nanampiana ny tra-boina vokatry ny loza, tamin’ny 2022?

Fepetra Noraisina mba ho Azo Ivoriana ny Efitrano Fanjakana na eo aza ny COVID-19

Niverina nivory nivantana indray isika tamin’ny 1 Aprily 2022. Jereo hoe inona avy no natao mba hahatonga antsika ho voaro tsy ho tratran’ny aretina rehefa nivory tany Efitrano Fanjakana.

Tsy Hadino ny Marenina

Manana video tenin’ny tanana 100 mahery isika! Ahoana no atao mba hamoahana sy hizarana azy ireny?

Fanampiana Tra-boina ao Anatin’ny Ady

Ahoana no andefasana fanampiana ho an’ny mpiara-manompo any Ukraine na dia mbola mafana aza ny ady any? Inona no vokatr’ireny fanampiana ireny?

Teboka Mivohitra Manova Olona

Tsy hoe mamoaka boky amin’ny soratra braille fotsiny isika, fa mampianatra ny olona hahay hamaky soratra braille koa.

Fitehirizam-boky Azonao Entina Miaraka Aminao Foana

Nisy nilaza hoe “tsy voavidim-bola” ny programa JW Library. Ho hitanao ato hoe ahoana no atao mba hampandeha tsara sy hanatsarana azy io.

Naharaka Fivoriamben’ny Vondrom-paritra

Azo nalaina tao amin’ny Internet ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2020, nefa tsy afaka mampiasa Internet ny ankamaroan’ny mpiara-mpanompo any Malawi sy Mozambique. Ahoana àry no nahafahan-dry zareo nanaraka an’ilay fivoriambe?

Fizarana Fanampiana Maneran-tany Mandritra ny Valanaretina

Gaga daholo na ny Vavolombelona na ny tsy Vavolombelona rehefa mahita ny fanampiana vonjy rano vaky ataontsika mandritra ity valanaretina COVID-19 ity.

Misionera “any Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra Amin’ny Tany”

Maherin’ny 3000 ny misionera maneran-tany. Avy aiza ny vola hanampiana azy ireo?

Narovana ny Zony Hanaraka ny Fivavahany any Amin’ny Foko Misy Azy

Tonga dia nanao zavatra ireo rahalahintsika rehefa nitady hanakantsakana ny zon’ny Vavolombelon’i Jehovah hanaraka ny fivavahany ny mpanohitra.

Tele JW Satelita any Amin’ny Toerana Tsy Misy Internet

Ahoana no ahafahan’ny rahalahy any Afrika mijery Tele JW nefa tsy misy Internet any?

Manampy Olona An-tapitrisany ny Biraon’ny Fandikan-teny Mitokana

Ho hitanao ato fa misy vokany amin’ny hatsaran’ny fandikan-teny ny toerana misy ny mpandika teny.

Nizara Fanampiana Tamin’ny Mpiara-manompo Tra-boina

Nisy vokany tamin’ny mpiara-manompo an-tapitrisany ny valanaretina COVID-19 sy ny loza hafa, nandritra ny taom-panompoana 2020. Ahoana no nataontsika mba hanampiana azy ireny?

Hanamboarana An’ilay Boky Tena Miavaka Indrindra

Mety tsy ho araka ny noeritreretinao fa be dia be ny zavatra ilaina rehefa handika sy hanao pirinty ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, ary hanakambana azy io ho lasa boky.

Ny Sekolin’i Gileada: Mahasoa ny Rahalahy sy Anabavy Eran-tany

Any New York io sekoly tena miavaka io no atao, nefa avy any amin’ny firenena samihafa maneran-tany ny mpianatra amin’ilay izy. Ahoana no ahafahan’ny mpianatra manao an’ilay sekoly?

Fanorenana Vita Talohan’ny Valanaretina

Nieritreritra isika hoe hanorina sy hanavao trano 2 700 mahery ampiasaina amin’ny fanompoana an’i Jehovah, mandritra ny taom-panompoana 2020. Inona no vokatry ny valanaretina COVID-19 tamin’ireo tetikasa ireo?

Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo

Ahoana no hahafahana mampandeha ny asantsika any amin’ny tany mahantra?

Fitaovana Kely Manampy ny Rahalahy sy Anabavy Hahazo Sakafo Ara-panahy

Vavolombelon’i Jehovah be dia be izao no afaka maka boky sy gazety amin’ny endrika elektronika sy video, na dia tsy manana Internet aza.

Video ho An’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020 hoe “Mifalia Foana!”

Inona daholo no atao mba hamoahana an’ireny video amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra ireny?

Fandikana ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020 hoe “Mifalia Foana!”

Ahoana no natao mba ho voadika haingana be ho amin’ny fiteny 500 mahery ny lahateny sy ny tantara ary ny hira?

Fivorian’ny Fiangonana Atao Amin’ny Alalan’ny Vidéoconférence

Ahoana no nataon’ny fandaminana mba hahafahan’ny fiangonana mampiasa Zoom azo antoka rehefa mivory amin’ny alalan’ny vidéoconférence izy ireo?

PIRINTY SY FANONTANA

FANORENANA SY FIKOJAKOJANA

Hikojakojana Efitrano Fanjakana

Manana Efitrano Fanjakana 63 000 eo ho eo isika eran-tany. Ahoana no ataontsika mba hikojakojana azy ireny?

Trano Natao Hanampiana Antsika Hitory

Tena ilaina mba hisahanana ny asa fitoriana ny trano aorin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahoana no ampiasana ny vola omenao mba hanorenana sy hikojakojana ny biraon’ny sampana?

Trano Midera An’ilay Mpampianatra Be Voninahitra

Inona no soa raisin’ny mpianatra sy ny mpampianatra avy amin’ireo trano natokana hanaovana sekoly ara-baiboly?

Fepetra Noraisina mba ho Azo Ivoriana ny Efitrano Fanjakana na eo aza ny COVID-19

Niverina nivory nivantana indray isika tamin’ny 1 Aprily 2022. Jereo hoe inona avy no natao mba hahatonga antsika ho voaro tsy ho tratran’ny aretina rehefa nivory tany Efitrano Fanjakana.

Manampy Olona An-tapitrisany ny Biraon’ny Fandikan-teny Mitokana

Ho hitanao ato fa misy vokany amin’ny hatsaran’ny fandikan-teny ny toerana misy ny mpandika teny.

Fanorenana Vita Talohan’ny Valanaretina

Nieritreritra isika hoe hanorina sy hanavao trano 2 700 mahery ampiasaina amin’ny fanompoana an’i Jehovah, mandritra ny taom-panompoana 2020. Inona no vokatry ny valanaretina COVID-19 tamin’ireo tetikasa ireo?

FITANTANAN-DRAHARAHA

Narovana ny Zony Hanaraka ny Fivavahany any Amin’ny Foko Misy Azy

Tonga dia nanao zavatra ireo rahalahintsika rehefa nitady hanakantsakana ny zon’ny Vavolombelon’i Jehovah hanaraka ny fivavahany ny mpanohitra.

Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo

Ahoana no hahafahana mampandeha ny asantsika any amin’ny tany mahantra?

FITORIANA SY FAMPIANARANA

Naharaka Fivoriamben’ny Vondrom-paritra

Azo nalaina tao amin’ny Internet ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2020, nefa tsy afaka mampiasa Internet ny ankamaroan’ny mpiara-mpanompo any Malawi sy Mozambique. Ahoana àry no nahafahan-dry zareo nanaraka an’ilay fivoriambe?

Misionera “any Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra Amin’ny Tany”

Maherin’ny 3000 ny misionera maneran-tany. Avy aiza ny vola hanampiana azy ireo?

Ny Sekolin’i Gileada: Mahasoa ny Rahalahy sy Anabavy Eran-tany

Any New York io sekoly tena miavaka io no atao, nefa avy any amin’ny firenena samihafa maneran-tany ny mpianatra amin’ilay izy. Ahoana no ahafahan’ny mpianatra manao an’ilay sekoly?

Video ho An’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020 hoe “Mifalia Foana!”

Inona daholo no atao mba hamoahana an’ireny video amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra ireny?

Fandikana ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2020 hoe “Mifalia Foana!”

Ahoana no natao mba ho voadika haingana be ho amin’ny fiteny 500 mahery ny lahateny sy ny tantara ary ny hira?

Fivorian’ny Fiangonana Atao Amin’ny Alalan’ny Vidéoconférence

Ahoana no nataon’ny fandaminana mba hahafahan’ny fiangonana mampiasa Zoom azo antoka rehefa mivory amin’ny alalan’ny vidéoconférence izy ireo?

VONJY RANO VAKY

Fanampiana Tra-boina Tamin’ny 2023: “Tsapanay hoe Tia Be Anay i Jehovah”

Inona ny vokatra tsara azo tamin’ny ezaka natao mba hanampiana tra-boina tamin’ny 2023? Nahoana ireny ezaka ireny no mampiseho hoe be fitiavana i Jehovah?

Fanampiana Tra-boina Tamin’ny 2022: Hita hoe Tena Mifankatia Isika

Ahoana no nanampiana ny tra-boina vokatry ny loza, tamin’ny 2022?

Fanampiana Tra-boina ao Anatin’ny Ady

Ahoana no andefasana fanampiana ho an’ny mpiara-manompo any Ukraine na dia mbola mafana aza ny ady any? Inona no vokatr’ireny fanampiana ireny?

Fanampiana Tra-boina Tamin’ny 2021: Tsy Hadino Ireo Rahalahy sy Anabavintsika

Nila fanampiana ny firenena sasany tamin’ny 2021, satria teo ilay valanaretina COVID-19 dia teo koa ny loza lehibe hafa.

Fizarana Fanampiana Maneran-tany Mandritra ny Valanaretina

Gaga daholo na ny Vavolombelona na ny tsy Vavolombelona rehefa mahita ny fanampiana vonjy rano vaky ataontsika mandritra ity valanaretina COVID-19 ity.

Nizara Fanampiana Tamin’ny Mpiara-manompo Tra-boina

Nisy vokany tamin’ny mpiara-manompo an-tapitrisany ny valanaretina COVID-19 sy ny loza hafa, nandritra ny taom-panompoana 2020. Ahoana no nataontsika mba hanampiana azy ireny?

Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.